Arahaba nony maraina.

Des solutions numériques nées du terrain, pour le développement rural

ONG, coopératives, unités de gestion de projet, consultants : nous transformons vos activités quotidiennes en applications simples, robustes et adaptées aux réalités de Madagascar.

Des solutions simples et personnalisées existent à partir de 500 000 Ar — et notre esprit est de partager les facilités et bienfaits des produits de l’IA.

Hizaha

01 · Tadiavo ny vahaolana sahaza anao

03 · Lalana telo, tanjona iray: mahatratra ny any ifotony

Web

Ny fitaovan’ny birao: fitantanana, fanamarinana, tatitra, fandrindrana.

Mobile

Naman’ny an-tsaha: fanangonana tsy misy réseau, sary, GPS, fijerena eny an-dalana.

SMS

Lalana ho an’ny rehetra: tsy mila smartphone, mahatratra ny mpisitraka rehetra, na aiza na aiza.

Mendrika mihoatra noho ny rakitra miparitaka ny tetikasanao

Mangataha fampisehoana (démo)